NAMITAKA (j)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Masoandro vaovaoAnio no andraindraiko
Fon'ny tsy teo anilanao
Dia nampionona ny saiko
Lasa ianao nandao
Fa efa rava ny amitsika
Izao hitady solonao
Fa matsiaro mangatsika
Angamba toky fitaka
Atrizay aky ny vita
Nande ianao nisitaka
ka nanjavona tsy ita
Maita ny solo
Ka mifankatiava tsara
Ataovy tsara kolokolo
Izay ho rafiko any afara.
RASAMBANJOHARY
HERY SITRAKA.
--------
Rohy:
Sokajy :
Namitaka