RAVA (j)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nangina irery izany foko
fon'ny laozanao ny toloko
nanganoano irery
natsiaro tena very
satria ny foko mbola tia
tena mbola nankafia
naita ny mamy angamba ianao
dia izao navelanao
izay angamba no anjara
ka ireo vita ho tantara
izao no tena nanakim-pobe lotra
ka nanjary tsy afaka nitraotra
tena mbola tianao
fa tsy noraisinao
tsy iantsoko tody
fa ny safidinao somary afa afa
raha toka ianao ka ody
ny foko mety efa lasan'nolon-kafa.



RASAMBANJOHARY
HERY SITRAKA.
--------
Rohy:
Sokajy : Rava
1746 0
Hevitra mandeha
nambintso ( 06/09/2015 15:19)
Ankafizo ny asasoratro.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : j
Nampiditra : nambintso
Daty : 06/09/2015 14:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145