Gasikara be rao2 Namitaka (Hitler Beofo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Gasikara be rao2
Namitaka anao aho ry tanidrazako
Tsy nosikajiko ho lovako ianao ary tsy natako ho fasako !
Nitsoka niala teo akaikinao aho ka tsy nanao veloma
Gasikara tsara tanantana izay no ho lomombana
Fieverakao ianao dia toi tany rehetra
Izay maro tsy tambo isaina an'kapetsetra
Ny ranomaso izay efa teboka tany
Fafanao nirovitina solona hoan'kafa izany
Tanindrazako natao fahizay
Torombonam'piainana sy tapa tsinay
Very singam'bolo iray ny fieverako ny fialako tany
Nefa tsisy laza tsisy fahendrena hoanao ry vazan'tany
Kasiho ho olom-pirenena ianao ry tanindrazako
Izay fona ny fahendrena hoi anao ry anjan-dazako
--------
Rohy:
927 1
Mpakafy: Hitlerbeofo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Hitler Beofo
Nampiditra : Hitlerbeofo
Daty : 13/04/2016 12:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145