Tia angambany (Hitler Beofo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsara ery ilay afona
Mampanintona ny saina
Tia re aho mba aza iavonavonanao
Raiso lay fitia aza avela verimaina

Traingo ny lombakao
Very ny saiko
Ny foko miha mizozaka
Fitafy anaovanao any antsaiko

Tazomy re raha mba mety
Omeo fitia any hoany
Zao tia anao tsy anao fetsifetsy
Zavatra marina no lazaina amn'izany

Zarao
Mba anjakany
Teneno hoe ianao
Manantoerana anatiko any
......
--------
Rohy:
Sokajy : Tsindry ila
1342 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Hitler Beofo
Nampiditra : Hitlerbeofo
Daty : 04/03/2016 18:08
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137