Hevitra momba ny FITIAVANA, FAHAFAHANA

Hiverina amin'ny FITIAVANA, FAHAFAHANA
andry 1000 ( 16/04/2015 04:34)
fa ny soratra mitoetra a! ny teny mandalo
hjravs ( 22/04/2015 09:06)
Raha toa ka tsy vonona
ny hizara izay lafatra
aza maika ny hitonona
hoe mpampita hafatra
DotMG ( 13/05/2015 11:05)
Fa misy ny olon'afaka, tsy tia ny fahafahany mitia izay tiany ho tiavina,
Dia misy koa ny tia, tsy afaka mitia izay endri-pahafahany, fa satriny holavina.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096