Alina (Iaho)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa ny alina no hany sisa namana
Itafana tsy ho irery, izarana fifaliana
Sy ny ngidy osotroina.
Alina, haizina sy kitroka
Rahona, tsy kintana amam-bolana
Aloky ny fifaliana
Hasambarana efa dila.
Alina, hatsiarovako hatrany
Ilay alim-pisarahana, alin'ny tomany.
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
1238 1
Mpakafy: Mysento
Hevitra mandeha
mpiserasera ( 21/08/2009 08:06)
Tsara e !Fa ny alina hono mitondra fisainana an,hanatsarana ny ho avy koa !
Aingankalo ( 25/08/2009 10:10)
misaotra e!
Mysento ( 25/08/2009 11:41)
mbola;hoavy, ny maraina vaovao.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Iaho
Nampiditra : Aingankalo
Daty : 21/08/2009 07:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138