You are here: home > Vetso

Ny teny - Iara

Azo vakiana?

Inoako fa ny teny
Mba miaina toa izao
Mety maty izy ireny
Raha tsy averimberinao.

Ary aza simbaina
Ny hasin'ny teny
Fa mba manan'aina
Ihany koa izy ireny

Sokajy : Kolontsaina

Mombamomba

Mpanoratra : Iara

Nampiditra : Iara
Daty : 23/12/2006
Mpamangy : 1134
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Lanto! Tia anao aho, Meteza ho tiaviko.
Faingana vonjeo