Hevitra momba ny NISY ...

Hiverina amin'ny NISY ...
nahrindra ( 29/03/2014 18:12)
Misy sento sy tsiahy eto ampamakiana ity soratra
Misy sary sy tsiky mitamberina tsy satry
Misy koa ora sy daty izay tiana mba hiverina
Ary koa tantara iray efa nilaozan'ny tamberina.

Misaotra nanome sehatra ny lasa hiserana kely vetivety
vonynive ( 31/03/2014 06:37)
mirongatra ny tsiahy...
tsy fantatra hoe avy aiza
avelo sa fanahy
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094