You are here: home > Vetso

lazao - Jayah Razafi

Azo vakiana?

Malala ah!!!
Tsapako eto izao fa....
Tena tiako ianao,
Ka raha mety ,avy dia lazao
Izay alahelonao,
Teneno aky ry tiako a
Fa ny hany fifaliako
Dia ianao faly
Salama tsy marary
Na vatana, na fo
Ny saina ihany koa eh!!

Eo moa malalako ah!!
Fa ny fahasambarako
Dia ianao an-tanako
Miaraka amin-janako
Fa ny tena tiako hofantarina
Dia ny zava-misy marina
Misy an-dohanao
Tia ve sa lalao?!!!!

Jayah Razafi

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha