naleoko (JNB)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
naleoko ihany teny foanateny foana tsy nahita anao
tsy tankatro ireny hery miafina ireny
tsy aiko hoe fa maninona no itako ianao
ekeko tsy mifandray akory isika
fa nanenenako ny nahita anao e!
tsy safidin'ny foko
sady tsy safidinao
fa nampijaly ahy ny nahita sy mbola mahita anao e!
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy