Ry firenekoIndrisy,latsa (JNB)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry fireneko
Indrisy,latsaka ianao!
Ry ilay fiereko o!
Mbola hizotra ho aiza re ny lalanao?
Mba hisy fanantenana ve?
Ny tia tena,ireo tsy mahalala izany hoe tsy fisiana
Izany no mitondra anao re
Ry taniko izay very na angamba arina?
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
746 1
Fans: joda400
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : JNB
Inséré par : james01
Date : 27/02/2016 10:36
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141