ty foko mba maniry anao T (JNB)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ty foko mba maniry anaoTena mijaly mila ho lao
Lao izao fiainana izao
Lao satria tsy tia ianao
Raha mba azoko atao
Izao anio dia anio izao
Ny manongotra ny fitiavako
Dia ataoko tsy misy atakandro ry ilay iriko ho avako
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy