Mpivahiny (joseclaudio)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tsy tonga tao an-tsainy:Lalana miserana ny fiainana milamina,
tsy ho ary toa daholo ny ezaka natao.
Tsy maintsy misy sampana ary io dia safidy,
miatomboka etÿ!
Ny ratsy sy ny tsy mendrika no betsaka tetÿ
kanefa ny tsy hay
dia isika mpivahiny mandalo tany ho rava.
Joseclaudio_ Jolay 2016
--------
Rohy: