An' Iza ? (KABOANTA Le-Hendr)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
An' iza raha ny Marina
ny nosy izay diavina?
Fa izay mitsidika eto,
milaza tompo-toerana
na iza izy avy aiza...

An' iza ireto fomba
kilentikao ho tromba
hoe fampandrosoana?
No kisary izay miseho,
tarafina tsy mendrika...

An' iza ito teny
fiborediko ombieny
fa toa tsy an-drazako?
No hitoloranao tena
fahamarinana ny gasy...

01022019
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
117 1
Mpakafy: Kaboanta
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : KABOANTA Le-Hendr
Nampiditra : Kaboanta
Daty : 01/02/2024 06:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0642