Hevitra momba ny SAINGY...
Hiverina amin'ny SAINGY...
tsikikely (
26/11/2006 17:12)
Nahafinaritra ahy ny namaky ny asa soratrao. Mahalaza zavatra betsaka ny momba ahy sy izay olona izay.
kalasoafy (
27/11/2006 18:42)
Faly aho mamaky ny fanehoan-kevitrao hoe misy olona hafa koa nihaina ny tantarako. Mankasitraka.
