Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny ROVITINAO NY FOKO
Hiverina amin'ny ROVITINAO NY FOKO
Tojoavotra (
23/03/2014 08:03)
Rovitinao ny foko,
O, ry nenibe manjoko... raitra sy manaitra, ilay rindran-teny toa voazaitra, nitantarana ilay takaitra...
O, ry nenibe manjoko... raitra sy manaitra, ilay rindran-teny toa voazaitra, nitantarana ilay takaitra...
nahrindra (
29/03/2014 19:32)
Eee. Tena tsara sady mahatonga saina hijery ny manodidina, tsy ho variana amin'ny olan'ny tena izay toa tsinotsinona indraindray; eo akaikin'ny fahorian'ny sasany
kiriah (
17/06/2015 18:35)
Zany mihitsy
