CORONÀ (M.J.F)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Corona,corona
Le virius netim-bazah
Virius kely mitana basy
Mitady andripaka ny malagasy

Navoaka polisy sy ireo zandary
Ny miaramila aza toa marary
Nandripaka olona marobe
Hatram pastera sy deputé

Nisotroana tambavy CVO
Voasary makirana iray scio
Fa tsy hitako akory izay iafarany
Fa ny confinement toa mitombo ihany

M.J.F
--------
Rohy:
559 2
Mpakafy: Jean fidele - Mamenosoa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : M.J.F
Nampiditra : Mamenosoa
Daty : 04/03/2021 04:23
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144