You are here: home > Vetso

Tiako Ianao - M.J.F

Azo vakiana?

Ianao ilay faniriako
Ianao ilay tena tiako
Ianao ilay tena tsara
Ianao ilay mahatara

Efa ela no nahitako vehivavy
Fa aminao aho nahita faka vady
Faniriko de ho mandramaty
Ka na maro resak'olo zah mahatanty

Tena tiako ianao ka tsy azoko afenina
Zay angamba no azoko tenenina

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : M.J.F


Nampiditra : Mamenosoa
Daty : 23/02/2021
Mpamangy : 123
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

HO TOKAM-PO HO ANAO