HO AN'ISE(Che) (Mahalia❤✨)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HO AN'ISE(Che)Tsy volamena ny fitiavako fa afaka mamiratra raha toa ka ho an'ise(Che)
Tsy sarobidy lavitra mihoatra noho ny ainao
Saingy...afaka miantoka hasambaram-be dia be.
Tsy mahay manao izao sy izao ho tambin'itsy sy itsy
Dia tsy mahatakatra ny volana ho ataonao kilalao
Fa mana(na)m-(f)po midanadana tsy misy mponina mihitsy
''Fa ianao irery ihany no tiany hibahan-toerana ao''
Mahalia❤️✨
--------
Rohy:
Mpakafy:
francillon - Djess
