Hevitra momba ny iza no hitarainana ?
Hiverina amin'ny iza no hitarainana ?
Lepetitbeau (
23/05/2006 12:11)
Tena tsy misy ny hitarainana
Fa za eto hanala fanaintainana
Anao izay ho afako e!
Hamalifaly ny malalako
Fa za eto hanala fanaintainana
Anao izay ho afako e!
Hamalifaly ny malalako
soakely (
23/05/2006 12:24)
ka aiza no misy anao
ho tadiaviko zao de zao
ianao izany mba mety handray
ny mety fitarainanay
ho tadiaviko zao de zao
ianao izany mba mety handray
ny mety fitarainanay
