Hevitra momba ny Ilay ... iny ...

Hiverina amin'ny Ilay ... iny ...
ravaomanahirana ( 04/02/2005 19:50)
hatsiarovako olona iray izay io tononkalonao io ,mitovy @ izao mihitsy ilay tononkalo nalefany ho ahy ,mahereza manoratra fa feno fitiavana ny aingam-panahinao!
mampikanto ( 07/02/2005 07:31)
Miarahaba anao Ravaomanahirana!

Mankasitraka anao nampahery e!Noho ny fisianareo mpankafy dia hiezaka hatrany ny hanoratra eto e!

Kanto
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092