You are here: home > Vetso

FOLAKA - MAZ RAMANA

Enga anie ho ampy
...hamolaka ny tanako ny kapoky ny lasa.

Mba hangirifiry anie...
...ny tongotro nidona, ka hivily lalankafa.

Enga anie ho takatro...
...amin'izay ny votoatin'ny tena antom-piainana.

Mba hahay hitraka...
...ny soroka aman-tenda vokoky ny fanaintainana.



30/05/2022 (Mbola hitohy)

Mombamomba

Mpanoratra : MAZ RAMANA


Nampiditra : MAZ RAMANA
Daty : 08/06/2022
Mpamangy : 145
Mankafy : 3

Tononkalo hafa

ANY HO ANY
ANDROANY HARIVA
SITRAKA
Trano rava 2.0
TRANO RAVA
HELOHY
TSY AFA-BELA
L'√Čtranger
HO ANAREO
HAFATRA