RAFAHAFATESANA (mi-antsa)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa nahoana kosa rafahafatesanaNo manao fihavin'ny tsy mahalala fomba?
Tsy nisy teny mba ho fampandrenesana
Tsy nasaina akory kanefa dia tonga
Ianao amin'zany tsy menatra akory
Fa sady mangalatra no manambaka
Tsisy fo antra fa faly hampahory
Mamolaka na-dantony tsy miambakavaka
--------
Rohy:
Sokajy :
Fahafatesana
Mpakafy:
mi-antsa