Namana (Misa Randria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Namana,
Nofidiko enao satria tiko
Nankatoaviko enao satri ilaiko
Namako enao ka ampiako
Na inona na inona tsy atakaloko
Amiko enao toy ny vatosoa
Mamiratra lava ato am-po,
tsy haiko ny hanadino anao
satria efa ao an-tsaiko ao
ny maha namako anao.
Tsy ho sebanadrahona,
na ady na fialonana
Fa hitohy hatrany hatrany
ny hafaliana lavitra tomany
Angatahiko Iaveh hitahy antsika
amin’izay tsy hisy disadisa
fifanapiana fona no ilaina
satri zay no ilaiko ry NAMANA
..............mba hahafaly ny saina.
Misa
--------
Rohy:
1005 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Misa Randria
Nampiditra : nyainnah
Daty : 08/07/2005 22:56
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01