Hevitra momba ny RAHA TOA...?

Hiverina amin'ny RAHA TOA...?
Malalason ( 11/09/2006 10:32)
ndryy mampisento hmmm! tsara aloha rehefa tsy nisy ady² teo ampisarahana e! maharezafa ny anjara sy midify na izany aza manorata foana fa aza sakanana ny aingam-panahy e! mazotoa
naritsimba ( 11/09/2006 11:55)
malalason ah! tsy hay izay atsy ho atsy fa mbola fanontaniana ange io hoe : RAHA TOA ...?
tizia ( 05/10/2006 16:04)
anjara izany e!mampientanentanany fo tokoa
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117