TSIKY (Nisi-fid)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na dia feno olana foana ny andronao
Ka tsy fantatrao intsony izay hatao.
Ndeha tsarovy ny andro lasa
Ka sain-tsaino ihany koa izay kinasa

Tsapanao ny omaly nampifaly
Ny anio kosa mahare mijaly
Ny ampitso re no efa itsy:
Io miandry anao io ny TSIKY

Nisi-fid, 25 mai 2016
--------
Rohy:
Sokajy : Fifaliana - fanantenana
938 0
Hevitra mandeha
Tsouaiina ( 18/06/2016 04:28)
Mafnaritr kiii a!!! Tsara B
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nisi-fid
Nampiditra : nisi77
Daty : 17/06/2016 13:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143