RITSOKA (Nivohanta)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RITSOKA...


Ritsoka mangina,
Avy ao anatiko ao,
Kalokalo avy aminao,
Ony nitondra ahy,


Eo anilanao...


Osaosa,hendradrentratra,
Manina sy manembona,
Anao sy ny mombanao...
Atsaharo ny toloko,

O ry foko mitonia....


Nancy mai 2010
--------
Rohy:
1500 0
Hevitra mandeha
nnjiva ( 12/01/2011 16:00)
Feno fietsem-po sy milanto aok'izany ny asa-soratrao, tena tsara ka...
nivohanta ( 12/01/2011 21:40)
mankasitraka nnjiva â...aza adino ary ny mamaky an ilay:

"Dox (1913-1978) poésie malgache et dialogues de cultures"

irène randrianarisoa-rasendra
Edition Tsipika
Janvier 2011 Antananarivo

marina fa tononkalo nadika , fa na izany aza hita taratra eo koa ny fomba fijerin ny mpandika..

Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nivohanta
Nampiditra : nivohanta
Daty : 10/01/2011 23:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135