SOMBIN NY AINA (Nivohanta)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ireny vetsovetso ireny,
Hamonjy anao any ho any,
Feno ny mombantsika...

Satry hanaraka azy,
Ahitanao mivantana,
Ny elanelan -tany ,
Tsy mamela izany...

Dia handrotsirotsy anao,
Ireo kaloko mimalo,
Manembona ireo ora mamy,
Nitosiana anilanao...

Tsy ho ela dia ho tojo,
Ilay fanamperana
Anilanao...Ho feno anao
Sy ny mombanao rehetra...

Mousseaux les Bray 09 05 2010

Sokajy : FitiavanaHametraka hevitra
Hevitra :
Aoka ihany Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0956 seconds
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana - Fitiavana
8 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nivohanta
Nampiditra : nivohanta
Daty : 14/06/2010 20:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141