NY FIARAKO (Np Augustin)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FIARAKOAleo moa aky ,
Ity fiarako ity ,
Mba hiditra ao ;
Anatin'ny garazinao .
Fa efa ela tsy nandehanana ,
Ka mila fanamboarana .
Telo taona be izao tsy nampiasaina :
Dia nanjary rakotr' ala sy tena karakaina .
Tsy hita intsony izay maha-fiara azy .
Ka miangavy re ! Aleo izy hiditra garazy .
Mba hitsofohany sy mba hitoerany ,
Amin'izay dia ho velona indray ity môterany.
01/10/18
--------
Lien:
Catégorie :
Fiainana
Fans:
NpAugust1
