NY TENA FITIAVANA (Np Augustin)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitiavana leroa,Dia vokatry ny fo.
Mitempo isan'andro,
Ka toa volana, masoandro;
Mibaliaka sy mazava:
Manarona ny tava.
Ary tsy mijery izay kilema,
Fa mifono fahendrena,
Ny momba azy manontolo;
Satria ny fitiavana,
Tsy mijery lokom-bolo.
16/12/17
Tamin'ny 08 ora maraina
--------
Rohy:
Mpakafy:
NpAugust1
