Iny Tarabolana iny no hia (Ny Aloka Tarabolana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iny Tarabolana iny no hiarahabako anao ,
Anaty tsinam-bolana sy volam-penomanana,
Iny ihany koa no hanao veloma anao...
Hitsiky anao hatrany hikopakopa-tanana!

Ny Aloka Tarabolana
--------
Rohy:
475 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148