You are here: home > Vetso

Tsodrano - Ny Hasina Heritiana

Azo vakiana?




Ekeko fa azy ianao;
tsy misy intsony azoko atao;
Mionona aho fa izay no anjara;
Izay rehetra vita hipetraka ho tantara.



Tiavo izay safidinao;
Eny tiavo izy ary hajao;
Omeko tsodrano ianareo roa;
Ho feno fitiavana, ho tokantrano soa.

Sokajy : Fisarahana, FITIAVANA

Hevitra mandeha

nnn1 (29/11/2010 09:09:04)

ekek fa mafy zany nefa aza kiv e! courag fôna fa b d b no mitondra fahoriana toy izany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Ny Hasina Heritiana

Nampiditra : yonikafopl
Daty : 28/05/2004
Mpamangy : 2940
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

SAFIDIKO
Tsy ho very anjara.