Hevitra momba ny Coeur en hiver

Hiverina amin'ny Coeur en hiver
vetsoko ( 13/12/2004 17:33)
c'est pas la fin du monde ry se a
NyKanto ( 13/12/2004 18:40)
Ouais c'est vrai !!!

Ekeko ,
fa misy ,
ekeko fa misy veloma tokoa ,
atao amin'ny maty,
atao amin'ny maty arahina saona.

Fa fara -veloma,
fa fara-veloma mangidy kokoa ,
ny an'izay velona tsy afaka mihaona.
NyKanto ( 13/12/2004 18:44)
i Rado no nanoratro io tononkalo sady kalon'ny fahiny "ekeko" io.
bichette ( 14/12/2004 15:21)
la vie continue et nous tes amis sommes là
andriary ( 21/12/2004 12:09)
sentimental poetic?
tena tonokalo dorizinina izany!!!
raha adika @ teny malagasy....mety ho tsara koa!
misaotra e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117