Hevitra momba ny Fandresena mahonena (2)

Hiverina amin'ny Fandresena mahonena (2)
arcane ( 27/08/2004 15:34)
arcane fa tsy Arcnae :)
Ny tiako hambara fostiny ange dia hoe tsy nikatsaka fandresena ny malagasy, nohon'ny fahendreny angamba ?
NyKanto ( 27/08/2004 17:17)
Tena fahendrena amiko lay hoe ny fandraisana anjara no zava-dehibe ... diniho anie fa 202 ny firenena mandray anjara amin'ny lalao olympika, nefa misy firenena ao mandefa ny mpilalaony na dia fantany aza fa tsy hahazo medaly , fa dia mandray anjara ihany... mendrika hoderaina izany, nefa ao koa ny mandefa ny azy izay tsy mikatsaka afa-tsy ny medaly amin'ny fomba rehetra (dopage) feno fitaka...io no tena tsy ekeko.
Ny Kanto.
PS azafady tamin'ny anarana
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009