You are here: home > Vetso

Manidina.Raha lasa ny s - NY RARY

Azo vakiana?

Manidina
.
Raha lasa ny saiko manidina ambony
Tsy takatro intsony ny mety hiseho
Ny vatako no eto fa ny foko tsy tony
Mba hisitaka kely izato toreo
.
Tsy te-hieritreritra na hamisavisa
Ny aloka ny tany mora mamafy
Ny voa mora lo izay tsy hitako isa
No sao hiantoraka sy hiantsampy
.
NY RARY