Hevitra momba ny Dada miatrika fiainana

Hiverina amin'ny Dada miatrika fiainana
SOBIKA ( 29/11/2004 16:25)
HUMM MARINA ZANY! enga anie mba ho toy izany daholo ny Ray malagasy rehetra eh de ny Reny rehetra koa mba hanome fampaherezana avokoa!

za zany le mamaky tonokalo vao mikarepoka eh @ le mbola manitra be vĂ´ tsy nisy nampiditra hevitra!
tohizo fa ao tsara eeeee
sobika
vetsoko ( 07/12/2004 18:20)
ary tsy eo intsony i dada ...,?
voninkazo.fotsy ( 13/03/2005 18:27)
mahafinaritra ny tononkalonao...mampihetsi-po...Misaotra indrindra!!
chipie1 ( 05/07/2005 17:37)
tsara e !
pissoa ( 17/12/2005 15:30)
tsara an!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094