Hevitra momba ny Loko niofo

Hiverina amin'ny Loko niofo
bichette ( 04/05/2006 12:36)
voalohany indrindra aloha dia omeko isa 5
lalina ny aingam-panahinao oully, toa ohatran'ny hoe tena niainana ....
ahoana moa tompoko no hahaizanao manao tononkalo toa itony tompoko ?
fiaritiana ( 05/05/2006 08:50)
miray hevitra @ bichette zà!tsara be ny aingam panahinao ary tena zava misy mihitsy
tsara aky fa tohizo a!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089