Hevitra momba ny Ho fetin'i Neny

Hiverina amin'ny Ho fetin'i Neny
wooda ( 03/06/2007 07:12)
clap clap pissoa!
tsara!
vale ( 03/06/2007 07:54)
tsarakely akia pissoa ah, bizzs njy ah!
tisera ( 03/06/2007 12:04)
bisous sy pao-tsakotra akia ry pissoa fa tena manohana mihintsy ilay izy an! isa dimy aloha fa mbola ampiana indray kah!
patrick2002 ( 05/06/2007 23:58)
misaotra anky pissoa ah!
pissoa ( 07/06/2007 21:07)
misaotra ny Reny isika :)
bemabe ( 26/06/2007 15:26)
tena artiste i pissoa,misaotra hoy ny Neninay
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098