~~ MADIRO MANAFONY ~~ (R.A.A.Z.N)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
~~ MADIRO MANAFONY ~~



filiny ny manafo tsisy hafa
ireto akama niara nitafa
ianareo namako na bandy kely
tsy adinoko velively


manafon'i madiro
misy filiny matsiro
namana amin'ny tafatafa
satria manafo tsisy hafa


milay be nareo ry zandry isany
fa ny fiainana efa hitan'elisany
tsy adinoko rond-point voalohany madiro
satra ny avaratra ny eo misy jiro


Orlando Misaina Dezzy Orsela
Baban'i Vorony Domeny Zurah
Rajoƫly Dapary Gaenoly
reo koa fa nifampikidikidy tsy nety voly


(R.A.A.Z.N)
--------
Rohy:
Sokajy : Fampaherezana
598 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.A.A.Z.N
Nampiditra : rakotonanaharyzurah
Daty : 13/12/2018 14:45
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01