~~FAHININ-DRAZAKO~~ (R.A.A.Z.N)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
~~FAHININ-DRAZAKO~~



tiako ny hanandratra ny hay
,nefa indrisy
mila hangatsiaka tsy hay
heverina ho tsy misy



ilay tononkalo faendren'ny fahiniko
tena adino natao antsirambiny
tsy haiko tsy ho fihiniko



tiako ny hamelona
,nefa tsy vitako samy irery
sanatry atao veloma
fa hanao izay tratrin'ny haina



(R.A.A.Z.N)
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/r.a.a.z.n/fahinin-drazako
610 2
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.A.A.Z.N
Nampiditra : zurahrakotonanahary
Daty : 24/11/2018 17:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2073