Aza kivy (Rabemanantsoa toavina na i ...tsoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza kivy
mitrakà,
mijoroa fa lehilahy.
Ny fiainana no sompatra
sy tia mihetraketraka ;
nahoana ianao no kivy
ka zary toa mipetrapetraka?
Manomboka izao
ataovy an-dohanao,
sombiny no tapitra
fa tsy izao tontolo izao.

...Tsoa
C'est pas la fin du monde
--------
Rohy:
Sokajy : Fampaherezana
2477 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rabemanantsoa toavina na i ...tsoa
Nampiditra : vetsoko
Daty : 07/12/2004 17:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094