You are here: home > Vetso

Fitia tsy mifamaly - Rabemanantsoa toavina na i ...tsoa

Azo vakiana?

fitia tsy mifamaly

Tsapako ny lesoka
fa fitia tsy nifamaly,
Ka nanokatra ny fery
sy ny ketoky ny jaly.
Na izany aza anefa
aza mandositra milefa
fa fahasoavana mirotsaka
ny fitiavana atobaka.

...Tsoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Rabemanantsoa toavina na i ...tsoa

Nampiditra : vetsoko
Daty : 13/12/2005
Mpamangy : 1529
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Aiza ho aiza
Aza kivy
Oran
Mandrosoa
Izy
Antony
Toi...pour moi !
Ny aty sy ny any