Ny tsiky - Raim
Ny tsiky anie sakaiza
Na aiza ianao na aiza,
Na inona atao;
Dia lazaiko anao:
Fa hery tsy hay tohaina
Manohana ny saina;
Ka aza mihafihafy
Fa TSIKY anie dia ampy.
Sokajy :
Fampaherezana
Hevitra mandeha
hery (12/10/2003 08:49:54)
Merci Raim... tena tiako be ity tononkalo ity fa hahitako an'ilay hoe "Tsiky dia ampy"
Misaotra é.
Tsiky dia ampy
rajaona (12/10/2003 08:59:20)
Aingam-panahy sendra nandalo raha nanokatra ity site ity aho. Dia nampitaiko ho an'ny namana rehetra.
Tsy misy fisaorana.
Mombamomba
Mpanoratra : Raim
Nampiditra : rajaonaDaty : 12/10/2003
Mpamangy : 3998
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ny foko tomanyTsy resy
Zonao, zoko