Tsy resy - Raim
Azo vakiana?
Tsy resy akory ny mangina
Izay mangina volamena,
Ny fandefera-mahasina
No mitondra fandresena;
Fa miady ao anaty
Ho mpandresy any aoriana,
Fa ny marina tsy maty
Na oviana na oviana.
Sokajy :
Ady
Mombamomba
Mpanoratra : Raim
Nampiditra : rajaonaDaty : 08/11/2003
Mpamangy : 3403
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ny foko tomanyNy tsiky
Zonao, zoko