ilay nofidiko (RAJAONARIMILY Felix )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mafinaritra ahy ianao Amin'izato endrikao Toa manintona ny fo Ianao ilay no fidiako Aza gaga anefa ianao Amin'ny fiainana ety Fa nisy nisafidy nataoko Dia ianao ilay nofidiko
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1038 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAJAONARIMILY Felix
Nampiditra : rajaonarimily
Daty : 13/08/2015 17:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0163