Hevitra momba ny AMINAO...

Hiverina amin'ny AMINAO...
tinah2 ( 16/09/2006 08:46)
Tena adala tokoa tia ry Malalason , nefa moa atao ahoana fa nadia ny tenin' Andriamanitra aza manambara fa fitiavana no nanomezany ny zanany lahitokana hamonjy atsika .
Malalason ( 02/10/2006 08:22)
Eny, NY FITIAVANA no lehibe indrindra
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093