Hevitra momba ny NA MATY AZA NY NOFO AMAN-DRA

Hiverina amin'ny NA MATY AZA NY NOFO AMAN-DRA
jogla ( 24/11/2006 12:14)
mampalahelo sady mampisento...
mbitaniavo ( 11/12/2006 12:37)
JO an! ny voninkazo iray an: raha ratsy tondraka dia malazo sy milofika; ary mety ho faty mihintsy aza raha tsy voakarakaran'ny tompony tsara indray.Ka saody vao malazo dia tonga dia hongotina, ka any aoriana vao hanenina.Ka mba ataovy be zezika ihany sao dia handrobona any aoriana.
Malalason ( 20/12/2006 08:07)
setriny :
Ny tantely iray raha mitady mamy ka tsy mahita izany ao @ voninkazo iray izay tena tsara tarehy endriky ny saha dia zava-poana na dia miteny @ fitenin'ny olona sy ny anjely aza, dia tsoriko aminao fa zava-poana
mariahh ( 16/04/2007 08:55)
mety ho izany tokoa ve?
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094