Hevitra momba ny Tazom-pitia
Hiverina amin'ny Tazom-pitia
NyKanto (
07/07/2004 12:43)
...
Sy mampangitakitaka ...
Tsy mampitoetra irery
Fa mitady azy hatrany
Hatrany amparan-tany!
...
Ny Kanto.
Sy mampangitakitaka ...
Tsy mampitoetra irery
Fa mitady azy hatrany
Hatrany amparan-tany!
...
Ny Kanto.
bichette (
07/07/2004 13:47)
Tompo o ambino
ireto namako ampio
ho tojo ilay tena fitiavana
ireto namako ampio
ho tojo ilay tena fitiavana
Malalason (
08/07/2004 09:09)
saotra e!
Malalason (
08/07/2004 09:10)
saotra e! ianao koa torak'izany
