You are here: home > Vetso

Tazom-pitia - Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)

Azo vakiana?

Tsy nosaininao ve ?
Fa indray mitoetra monja
Eo anilan-jazavavy!

Dia misy hery hafahafa
Toa tsinapa sy fihinina
Ao am-po ka mankanavy?

R.JO (12/04/03)

Hevitra mandeha

NyKanto (07/07/2004 14:43:03)

...

Sy mampangitakitaka ...
Tsy mampitoetra irery
Fa mitady azy hatrany
Hatrany amparan-tany!

...

Ny Kanto.

bichette (07/07/2004 15:47:36)

Tompo o ambino
ireto namako ampio
ho tojo ilay tena fitiavana

Malalason (08/07/2004 11:09:50)

saotra e!

Malalason (08/07/2004 11:10:27)

saotra e! ianao koa torak'izany

Hametraka hevitra

Midira aloha