Commentaire à propos de Tiako ho ahy ianao

Revenir à Tiako ho ahy ianao
yonikafopl ( 02/10/2004 11:35)
hummmmm aiza ianao ry Tina hamaly ity fiangaviana;
antson'ny Fo;
antson' i Malalason!!!
Malalason ( 04/10/2004 08:16)
m'sôtra e! angamba ho tonga ihany izy @ ora tsy ampoiziko hamaly ny fiangaviako satria izaho mino fa ny anjara tsy midify, ary izy ilay "voatokana ho ahy"
R. JO
make ( 07/10/2004 11:28)
Mahafinaritra kah!
bidou ( 07/10/2004 11:53)
mahafinaritra be le izy fa aza be sentiment loatra
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101